『Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany fahatelo』のカバーアート

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany fahatelo

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany fahatelo

無料で聴く

ポッドキャストの詳細を見る
Resaka momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka tapany fahatelo araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana manomboka eo amin’ny andininy faha-68 hoe : Ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona no mandrafitra ny Antenimiera. Izy no mandany ny lalàna sy manara-maso ny asan'ny Governemanta ary ny fanaovana tombana ny politikam-panjakana izay efa voalaza tamin’ny fandaharana tapany voalohany.
adbl_web_anon_alc_button_suppression_t1
まだレビューはありません