『Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?』のカバーアート

Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?

Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?

無料で聴く

ポッドキャストの詳細を見る

【Amazonプライム会員限定】今ならプレミアムプランが4か月 月額99円。

10月19日まで。※適用条件あり
Amin’ity fandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mijery akaiky ny hetsika fambolen-kazo nataon’ny antoko Malagasy Miara Miainga (MMM), notarihin’i Andriamatoa Hajo Andrianainarivelo, >Filoha nasionaly ny Antoko. Fa ankoatra ny lafiny tontolo iainana, misy hafatra politika nozarainy tamin'nizany : ny tena zava-nitranga, ny hafatra sy kabary natao ny tanjona mety ho kendrena, ary ny toerana misy ny MMM eo amin’ny politika malagasy amin’izao Fanavaozana izao. Loharano : Kolo Tv
adbl_web_anon_alc_button_suppression_t1
まだレビューはありません