『Fatambary』のカバーアート

Fatambary

Fatambary

著者: Soa i Madagasikara
無料で聴く

Podcast sur l'actualité de Madagascar. Fatambary est un ustensile très utilisé sur la Grande Île pour doser le riz, aliment de base des Malagasy. A l'instar de cet ustensile doseur, la chronique mesure l'ampleur des bonnes et mauvaises réalisations des décideurs successifs qui ont façonné l'état actuel du pays et le devenir de tout un peuple. Fatambary dia fitaovana fampiasan’ny Malagasy famaharana ny vary atokona. Nomena io anarana io ity fandaharana ity, mba ahazoantsika mandrefy sy manadiady ireo tsanga-kevitra namolavola ny firenena sy ny fiaraha-monina anio, ary hamaritana ny ho avin’ny Malagasy.All rights reserved 政治・政府 社会科学
エピソード
  • Ny Vehivavy Malagasy
    2024/04/22
    Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ». Anio isika dia hiezaka ny hamaritra ny toe-tsaina sy ny fitondran-tena ary ny toeran'ny Vehivavy eto eo @ fiaraha-monina malagasy. Aina ny Vehivavy Malagasy, satria mampita, mitondra ary miaro izany eo anivon’ny ankohonany sy ny mpiara-belona aminy. Ravaka ihany koa satria mampiseho ivelany ny hakantony, ny halefahany, ary azo lazaina koa fa maneho ny maha SOA an’i Madagasikara.
    続きを読む 一部表示
    5 分
  • Tahanisa Faharoa
    2024/04/15
    Tohin'ny fandaharana miresaka ny tahanisa vitsivitsy momba an'i Madagasikara. Toa ny fitomboan'ny mponina sy ny toerana misy ny tanora eo an'inivon'ny fiarahamonina malagasy.
    続きを読む 一部表示
    4 分
  • Tahanisa Voalohany
    2024/04/08
    Amin’ity fandaharana ity dia itodika kely ny momba ny tahanisa vitsivitsy isika izay novinanian’ny famatsiam-bola iraisam-pirenena, ho an’ity taona efatra ambin’ny roapolo sy roa arivo ity. Isa manome hanampy antsika hisafidy ny lohahevitra aroso eto.
    続きを読む 一部表示
    4 分
adbl_web_anon_alc_button_suppression_t1
まだレビューはありません