『Chap 10 - Ny boky sy ny literatiora malagasy』のカバーアート

Chap 10 - Ny boky sy ny literatiora malagasy

Chap 10 - Ny boky sy ny literatiora malagasy

無料で聴く

ポッドキャストの詳細を見る

Amin’izao Asaramanitra izao, dia faly izahay eto amin'ny Des merveilles à mots ouverts miarahaba antsika Malagasy rehetra ! Andao iaraka hankalaza ny hakanton'ny literatiora malagasy aminay ato amin'ity fizarana faha-10 ity !

Matetika isika manomem lanja ny an'ny hafa nefa ny antsika koa anie ka tena kanto e ! Ka faly izahay androany manandratra ny firenentsika, mizara boky sy mpanoratra aminareo ary koa mamela hafatra kely ho anareo mpihaino sy mpijery anay.

Mirary fetim-pirenena sambatra ho antsika Malagasy rehetra ! 🤍❤️💚

00:00:00 Hirakely fanombohana

00:00:32 Fifampiarahabana

00:02:06 Fanolorana ny lohahevitra

00:02:42 Fanolorana ny fizarana

00:04:09 Boky malagasy nanamarika anay indrindra

00:13:47 Ny fifandraisanay amin'ny literatiora malagasy

00:23:07 Ahoana no atao hanomezana lanja ny literatiora malagasy ?

00:34:07 Famintinana

00:35:36 Hafatra - Rado

00:38:00 Veloma eee !!!

📚 Ireo boky sy mpanoratra voatonona ato amin'ity fizarana androany ity :

00:04:17 Bina - Auguste Rajaonarivelo

00:05:25 Ho avy ny maraina - Esther Randriamamonjy

00:06:20 Feux, fièvres, forêts - Marie Ranjanoro

00:07:29 #ZaKoa - Hary Rabary

00:09:01 Vakivakim-piainana - Iharilanto Patrick Andriamangatiana

00:11:17 Lisy mianjoria - Mose Njo

00:19:06 Love Sterile - Geraldi Antonello Tilahimena

00:19:35 Zana-bolana - Na Hassi

00:21:07 Amour, patrie et soupe de crabes - Joghary Ravaloson

00:24:04 Fofombadiko - Emislon Daniel Andriamalala

00:24:16 Mpamosavy aho - Nali

00:35:36 Dinitra - Rado

adbl_web_anon_alc_button_suppression_t1
まだレビューはありません