『Vazaha Miteny Gasy』のカバーアート

Vazaha Miteny Gasy

Vazaha Miteny Gasy

著者: Payton Hansen Austin Bergera
無料で聴く

このコンテンツについて

Tonga soa aty amin'ny podcast anay m'tsam Vazaha Miteny Gasy! Tafiaraka indray izao izahay roa lahy dia raikitra indray ny revy. Handray vahiny isan-karazany izahay m'tsam dia araho tsara ny fandaharana! Milay ianareo e!Payton Hansen, Austin Bergera 社会科学
エピソード
  • Hasina sy Tiana - Ady Mofo
    2024/05/10

    Podcast Anay Mitsam - Episode 30

    Tandremo sao noana ianareo mihaino an'ity androany... Mijery an'ireo karazana mofo izay misy any Madagasikara izahay ary atao apetaka amin'ny lisitra arak'izay hitiavanay azy. Tafiditra ve ny tena tianao?





    SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


    Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!


    FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


    💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

    📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

    続きを読む 一部表示
    33 分
  • Hasina sy Tiana - Misaotra Manohana 😎
    2024/04/15

    Podcast Anay Mitsam - Episode 29

    Resadresaka ny androany an! Hasina sy Tiana no miara-mamaky commentaires misimisy any amin'ilay pejy Vazaha Miteny Gasy. Misaotra anareo rehetra izany (na Top Fan, na mbola tsy tonga amin'izany) manaraka anay sy amin'ny fanohanana omenareo anay hatrany. Mafana tsara ny resaka dia mazotoa e!





    SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


    Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!


    FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


    💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

    📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

    続きを読む 一部表示
    1 時間
  • Bondy International - Fambolena Hazo
    2024/02/21

    Podcast Anay Mitsam - Episode 28 - Bondy International

    Anisan'ny tanjon'i Bondy International dia ny "mamerina ny nosy mena ho nosy maitso". Ilaina amin'ny fahasalaman'ny tontolo iainana ny hazo sy ny zavamaniry. Aoka izany isika hanohana ireto fotodrafitrasa ireto izay miaro ireo hazo eto amintsika. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!

    Bondy International: https://www.bondy.earth/





    SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


    Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!


    FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


    💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

    📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

    続きを読む 一部表示
    38 分
まだレビューはありません